1 Samoela 30:1 MG1865

1 Ary nony tonga teo Ziklaga Davida sy ny olony tamin'ny andro fahatelo, dia, indro, ny Amalekita efa nanafika ny tany atsimo sy Ziklaga ka namely an'i Ziklaga sy nandoro azy tamin'ny afo;

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 30

Jereo 1 Samoela 30:1 amin'ny teny manodidina.