1 Samoela 30:16 MG1865

16 Ary nony nentiny nidina izy, indreo, miely eran'ny tany izy ka homana sy misotro ary milanona noho ny haben'ny babo rehetra izay azony tamin'ny tanin'ny Filistina sy ny tanin'ny Joda.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 30

Jereo 1 Samoela 30:16 amin'ny teny manodidina.