1 Samoela 30:19 MG1865

19 Ary tsy nisy zavatra tsy azony, na kely na be, na zazalahy na zazavavy, na inona na inona tamin'izay nobaboin'ireny; izany rehetra izany dia azon'i Davida avokoa.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 30

Jereo 1 Samoela 30:19 amin'ny teny manodidina.