1 Samoela 31:1 MG1865

1 Ary ny Filistina niady tamin'ny Isiraely, ary nandositra teo anoloan'ny Filistina ny lehilahy amin'ny Isiraely, ary niampatrampatra teny an-tendrombohitra Gilboa ny faty.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 31

Jereo 1 Samoela 31:1 amin'ny teny manodidina.