1 Samoela 4:16 MG1865

16 Ary hoy ilay lehilahy tamin'i Ely: Izaho ilay avy tany an-tafika, ary androany ihany no nandosirako niala tamin'ny miaramila. Ary hoy izy: Nanao ahoana izay tany, anaka?

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 4

Jereo 1 Samoela 4:16 amin'ny teny manodidina.