1 Samoela 5:3 MG1865

3 Ary nony ampitson'iny dia nifoha maraina koa ny Asdodita, ka indro Dagona potraka niankohoka tamin'ny tany teo anoloan'ny fiaran'i Jehovah; dia narenin'ny olona izy ka napetrany teo amin'ny fitoerany indray.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 5

Jereo 1 Samoela 5:3 amin'ny teny manodidina.