1 Samoela 5:7 MG1865

7 Ary rehefa hitan'ny mponina tao Asdoda fa nisy izany, dia hoy izy: Aza avela hitoetra eto amintsika ny fiaran'ny Andriamanitry ny Isiraely; fa mavesatra amintsika sy amin'i Dagona andriamanitsika ny tànany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 5

Jereo 1 Samoela 5:7 amin'ny teny manodidina.