1 Samoela 6:4 MG1865

4 Dia hoy ny olona: Inona ary no fanati-panonerana haterinay ho Azy? Ary hoy kosa ireo: Vay volamena dimy sy totozy volamena dimy, araka ny isan'ireo andrianan'ny Filistina; fa aretina iray ihany no manjo anareo rehetra sy ny andriananareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 6

Jereo 1 Samoela 6:4 amin'ny teny manodidina.