1 Samoela 6:8 MG1865

8 Ary alao ny fiaran'i Jehovah, ka apetraho eo ambonin'ny sariety, dia ataovy ao anaty vata kely eo anilany ny fanaka volamena haterinareo ho Azy ho fanati-panonerana, ka ampandehano izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 6

Jereo 1 Samoela 6:8 amin'ny teny manodidina.