1 Samoela 7:14 MG1865

14 Ary ny tanàna izay efa nalain'ny Filistina tamin'ny Isiraely dia azon'ny Isiraely indray, hatrany Ekrona ka hatrany Gata; ary ny faritanin'ireo dia nalain'ny Isiraely tamin'ny tanan'ny Filistina koa. Ary nihavana ny Isiraely sy ny Amorita.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 7

Jereo 1 Samoela 7:14 amin'ny teny manodidina.