1 Samoela 7:7 MG1865

7 Ary rehefa ren'ny Filistina fa efa vory tany Mizpa ny Zanak'Isiraely, dia niakatra hamely azy ireo andrianan'ny Filistina. Ary nony nandre izany ny Zanak'Isiraely, dia raiki-tahotra izy noho ny Filistina.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 7

Jereo 1 Samoela 7:7 amin'ny teny manodidina.