1 Samoela 8:20 MG1865

20 mba ho tahaka ny firenena rehetra koa izahay, ka ny mpanjakanay hitsara anay sy hivoaka eo alohanay ary hitarika ny adinay.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 8

Jereo 1 Samoela 8:20 amin'ny teny manodidina.