1 Samoela 8:22 MG1865

22 Ary hoy Jehovah tamin'i Samoela: Henoy ny teniny ka manendre mpanjaka ho azy. Dia hoy Samoela tamin'ny lehilahy amin'ny Isiraely: Samia ary mandeha ho any amin'ny tanànanareo avy ianareo rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 8

Jereo 1 Samoela 8:22 amin'ny teny manodidina.