1 Samoela 9:16 MG1865

16 Rahampitso toy izao dia hampandehaniko ho atỳ aminao ny lehilahy anankiray avy amin'ny tanin'ny Benjamina, ary hohosoranao ho mpanapaka ny Isiraely oloko izy ka hamonjy azy amin'ny tanan'ny Filistina, fa efa nijery ny oloko Aho, satria efa mby etỳ amiko ny fitarainany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 9

Jereo 1 Samoela 9:16 amin'ny teny manodidina.