1 Samoela 9:26 MG1865

26 Ary nifoha maraina koa izy ireo; ary nony nazavaratsy ny andro, dia niantso an'i Saoly teo an-tampon-trano Samoela ka nanao hoe: Mitsangàna ianao mba havoakako. Dia nitsangana Saoly, ka lasa nivoaka ho any ala-trano izy roa lahy, dia izy sy Samoela.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 9

Jereo 1 Samoela 9:26 amin'ny teny manodidina.