26 Seroga, Nahora, Tera,
27 Abrama (dia Abrahama izany).
28 Ny zanakalahin'i Abrahama dia Isaka sy Isimaela.
29 Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan'Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama
30 sy Misma sy Doma sy Masa sy Hadada sy Tema
31 sy Jetora sy Nafisy ary Kedma. Ireo no zanakalahin'Isimaela.
32 Ary ny zanakalahin'i Ketora, vaditsindranon'i Abrahama. Izy no niteraka an'i Zimrama sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha. Ary ny zanakalahin'i Joksana dia Sheba sy Dedana.