1 Tantara 1:46 MG1865

46 Ary maty Hosama, dia nanjaka nandimby azy Hadada, zanak'i Bedada, izay namely ny Midianita tany amin'ny tany Moaba; ary Avita no anaran'ny tanànany.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 1

Jereo 1 Tantara 1:46 amin'ny teny manodidina.