1 Tantara 1:50 MG1865

50 Ary maty Bala-hanana, dia nanjaka nandimby azy Hadada; ary Pao no anaran'ny tanànany; ary ny anaran'ny vadiny dia Mehetabela, zanakavavin'i Matreda, zanakavavin'i Me-zahaba.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 1

Jereo 1 Tantara 1:50 amin'ny teny manodidina.