1 Tantara 1:9 MG1865

9 Ary ny zanakalahin'i Kosy dia Seba sy Havila sy Sabta sy Ragarna ary Sabteka. Ary ny zanakalahin'i Ragama dia Seba sy Dedana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 1

Jereo 1 Tantara 1:9 amin'ny teny manodidina.