1 Tantara 11:11 MG1865

11 Dia izao no isan'ny lehilahy maherin'i Davida: Jasobeama, zanak'i Hakmony, lehiben'ny mpanafika malaza; izy no namely telon-jato lahy tamin'ny lefona ka naharingana azy tamin'ny ady indray mandeha monja.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 11

Jereo 1 Tantara 11:11 amin'ny teny manodidina.