1 Tantara 11:18 MG1865

18 Ary izy telo lahy ireo namaky teo amin'ny miaramilan'ny Filistina ka nanovo rano tao amin'ny fantsakana tao Betlehema, ilay tao akaikin'ny vavahady, dia nentiny ho any amin'i Davida. Kanjo tsy nety nisotro izy, fa naidiny ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 11

Jereo 1 Tantara 11:18 amin'ny teny manodidina.