1 Tantara 11:25 MG1865

25 Indro fa be voninahitra tamin'ny telo-polo lahy izy, nefa tsy nahomby azy telo lahy teo; ary Davida nanao azy ho isan'ny mpanolo-tsaina azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 11

Jereo 1 Tantara 11:25 amin'ny teny manodidina.