1 Tantara 11:3 MG1865

3 Eny, tonga tao amin'ny mpanjaka tao Hebrona ny loholon'ny Isiraely rehetra; ary Davida nanao fanekena taminy tao Hebrona teo anatrehan'i Jehovah; ary dia nanosotra an'i Davida ho mpanjakan'ny Isiraely izy araka ny tenin'i Jehovah izay nampilazainy an'i Samoela.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 11

Jereo 1 Tantara 11:3 amin'ny teny manodidina.