1 Tantara 12:1 MG1865

1 Ary izao no nankany amin'i Davida tany Ziklaga, fony izy mbola niery an'i Saoly, zanak'i Kisy; ary isan'ny lehilahy mahery mpanampy amin'ny ady ireo

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 12

Jereo 1 Tantara 12:1 amin'ny teny manodidina.