1 Tantara 12:15 MG1865

15 Ireo no nita an'i Jordana tamin'ny volana voalohany, fony iny nihoatra ny morony rehetra; ary nampandositra izay rehetra teny amin'ny lohasaha na atsinanana na andrefana ireo.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 12

Jereo 1 Tantara 12:15 amin'ny teny manodidina.