1 Tantara 12:22 MG1865

22 Fa tamin'izany nisy nankany amin'i Davida isan'andro isan'andro hanampy azy mandra-pahatongany ho toby lehibe toy ny tobin'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 12

Jereo 1 Tantara 12:22 amin'ny teny manodidina.