1 Tantara 12:29 MG1865

29 Ary tamin'ny taranak'i Benjamina, havan'i Saoly, telo arivo; fa hatramin'izany ny ankamaroany mbola nomba ny mpianakavin'i Saoly ihany.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 12

Jereo 1 Tantara 12:29 amin'ny teny manodidina.