1 Tantara 13:4 MG1865

4 Ary ny olona rehetra izay tafangona dia nanaiky hanao izany, satria marina teo imason'ny olona rehetra izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 13

Jereo 1 Tantara 13:4 amin'ny teny manodidina.