1 Tantara 13:6 MG1865

6 Dia niakatra Davida sy ny Isiraely rehetra hankany Bala any Joda (Kiriata-jearima izany) hampakatra ny fiaran'i Jehovah Andriamanitra, Izay mipetraka amin'ny kerobima, dia ilay niantsoany ny anarany.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 13

Jereo 1 Tantara 13:6 amin'ny teny manodidina.