1 Tantara 13:8 MG1865

8 Ary Davida sy ny Isiraely rehetra dia nitsinjaka fatratra teo anatrehan'Andriamanitra tamin'ny hira sy ny lokanga sy ny valiha sy ny ampongatapaka sy ny kipantsona ary ny trompetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 13

Jereo 1 Tantara 13:8 amin'ny teny manodidina.