1 Tantara 14:10 MG1865

10 Ary Davida nanontany tamin'Andriamanitra hoe: Hiakatra hamely ny Filistina va aho? Hatolotrao eo an-tanako va izy? Dia hoy Jehovah taminy: Miakara, fa hatolotro eo an-tananao izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 14

Jereo 1 Tantara 14:10 amin'ny teny manodidina.