1 Tantara 14:8 MG1865

8 Koa nony ren'ny Filistina fa efa nohosorana ho mpanjakan'ny Isiraely rehetra Davida, dia niakatra hitady azy ny Filistina rehetra. Koa raha ren'i Davida izany, dia nivoaka hiady taminy izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 14

Jereo 1 Tantara 14:8 amin'ny teny manodidina.