1 Tantara 15:1 MG1865

1 Ary Davida nanao trano ho azy tao an-Tanànan'i Davida sady namboatra fitoerana sy nanorin-day ho an'ny fiaran'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 15

Jereo 1 Tantara 15:1 amin'ny teny manodidina.