1 Tantara 15:3 MG1865

3 Dia novorin'i Davida tany Jerosalema ny Isiraely rehetra hampakatra ny fiaran'i Jehovah ho any amin'ny fitoerana izay namboariny ho azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 15

Jereo 1 Tantara 15:3 amin'ny teny manodidina.