1 Tantara 16:1 MG1865

1 Ary nampiditra ny Fiaran'Andriamanitra ny olona ka nametraka azy tao afovoan'ny lay izay naorin'i Davida ho azy; ary nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana teo anatrehan'Andriamanitra izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 16

Jereo 1 Tantara 16:1 amin'ny teny manodidina.