1 Tantara 16:42 MG1865

42 Ary tao amin'i Hemana sy Jedotona nisy trompetra sy kipantsona ho an'izay mampaneno ary ny fomban'ny zava-manenon'Andriamanitra. Ary ny zanak'i Jedotona no mpiandry varavarana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 16

Jereo 1 Tantara 16:42 amin'ny teny manodidina.