1 Tantara 17:1 MG1865

1 Ary Davida, raha nipetraka tao an-tranony, dia nanao tamin'i Natana mpaminany hoe: Akory izato izaho mitoetra amin'ny trano sedera, nefa ny fiaran'ny neken'i Jehovah kosa mitoetra ao anaty lay!

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 17

Jereo 1 Tantara 17:1 amin'ny teny manodidina.