1 Tantara 17:11 MG1865

11 Ary rehefa tapitra ny andronao, ka lasa any amin'ny razanao ianao, dia hatsangako ny zanakao anankiray mandimby anao, izay isan'ny terakao; ary hampitoeriko ny fanjakany;

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 17

Jereo 1 Tantara 17:11 amin'ny teny manodidina.