1 Tantara 17:19 MG1865

19 Jehovah ô, noho ny amin'ny mpanomponao sy araka ny sitraponao no nanaovanao io zavatra lehibe io, mba hampiharihariana ireo zavatra lehibe rehetra ireo.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 17

Jereo 1 Tantara 17:19 amin'ny teny manodidina.