11 Dia nohamasinin'i Davida mpanjaka ho an'i Jehovah koa izany mbamin'ny volafotsy sy ny volamena nentiny avy tamin'ny firenena rehetra, dia tany Edoma sy Moaba sy ny taranak'i Amona sy ny Filistina ary ny Amalekita
Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 18
Jereo 1 Tantara 18:11 amin'ny teny manodidina.