1 Tantara 18:13 MG1865

13 Ary nametraka miaramila tany Edoma izy; dia tonga mpanompon'i Davida ny Edomita rehetra. Fa Jehovah nampahery an'i Davida teny amin'izay rehetra nalehany.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 18

Jereo 1 Tantara 18:13 amin'ny teny manodidina.