1 Tantara 18:15 MG1865

15 Ary Joaba, zanak'i Zeroia, no komandin'ny miaramila; ary Josafata, zanak'i Ahiloda, no mpitadidy ny raharaham-panjakana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 18

Jereo 1 Tantara 18:15 amin'ny teny manodidina.