1 Tantara 2:22 MG1865

22 ary Segoba niteraka an'i Jaira, izay nanana tanàna madinika telo amby roa-polo tany amin'ny tany Gileada.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 2

Jereo 1 Tantara 2:22 amin'ny teny manodidina.