1 Tantara 2:3 MG1865

3 Ny zanakalahin'i Joda dia Era sy Onana ary Sela; ireo telo ireo no naterak'i Batsoa Kananita taminy. Ary ratsy fanahy teo imason'i Jehovah Era, lahimatoan'i Joda, dia nahafaty azy Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 2

Jereo 1 Tantara 2:3 amin'ny teny manodidina.