1 Tantara 2:35 MG1865

35 Ary ny zananivavy nomen'i Sesana ho vadin'i Jara mpanompony; ary izy niteraka an'i Atahy taminy.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 2

Jereo 1 Tantara 2:35 amin'ny teny manodidina.