1 Tantara 2:49 MG1865

49 Izy koa niteraka an'i Safa, razamben'ny any Madmana, sy Seva, razamben'ny any Makbena sady razamben'ny any Gibea; ary ny zanakavavin'i Kaleba dia Aksa.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 2

Jereo 1 Tantara 2:49 amin'ny teny manodidina.