1 Tantara 21:16 MG1865

16 Ary Davida nanopy ny masony ka nahita Ilay Anjelin'i Jehovah nitsangana teo anelanelan'ny tany sy ny lanitra sady nitana sabatra voatsoaka teny an-tanany, izay natondrony manandrify an'i Jerosalema. Dia niankohoka Davida sy ny loholon'ny Isiraely, izay efa samy nitafy lamba fisaonana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 21

Jereo 1 Tantara 21:16 amin'ny teny manodidina.