1 Tantara 21:26 MG1865

26 Ary Davida nanorina alitara teo ho an'i Jehovah ka nanatitra fanatitra dorana sy fanati-pihavanana; dia niantso an'i Jehovah izy ka novaliany tamin'ny afo avy tany an-danitra, izay latsaka teo amin'ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 21

Jereo 1 Tantara 21:26 amin'ny teny manodidina.