1 Tantara 21:3 MG1865

3 Fa hoy Joaba: Jehovah anie hampitombo ny olony ho injato toy izao na firy na firy izy; fa moa tsy mpanompon'ny tompoko izy rehetra, ry mpanjaka tompoko? Koa inona indray no itadiavan'ny tompoko izany zavatra izany? Nahoana no dia hampahadiso ny Isiraely?

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 21

Jereo 1 Tantara 21:3 amin'ny teny manodidina.