1 Tantara 22:2 MG1865

2 Ary nasain'i Davida novorina ny olona hafa firenena izay tany amin'ny tanin'ny Isiraely, ka nanendreny tambato hipai-bato hanaovana ny tranon'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 22

Jereo 1 Tantara 22:2 amin'ny teny manodidina.